Teny iditra traika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Betsaka, vokatra, feno [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A heap, abundance [1.2]

Teny iditra traika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fidonana na fipohana amin-javatra ao ambany ka mihilangilana. [1.1]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/26