Teny iditra | traikefa | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | fahaizana amam-pahalalana ananan' ny olona iray ary efa vita sedra sy nahazoam-pahombiazana maro tamin' izay nampiharana azy ka mendrika hitanana sy ampiasaina hatrany [Akademia 2005A, Akademia 2005] | ||||||||
Fandikana frantsay | expérience [Akademia 2005A] | ||||||||
Endriteny |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |