Teny iditra | trakitraky | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Mievotrevotra avo, mitringitringy noho ny hahiazana: Trakitraky ny taolan-tratran' io marary io [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | mitrakitraky | |||
Fivaditsoratra | katrikatry, kitrakitra, trakitraky, trikatrika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |