|
|
|
|

Teny iditra1  trakitraky
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Mievotrevotra avo, mitringitringy noho ny hahiazana: Trakitraky ny taolan-tratran' io marary io [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  5  mitrakitraky

Fivaditsoratra  6 katrikatry, 7 kitrakitra, 8 trakitraky, 9 trikatrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19