Teny iditra (1/2) | 1 trako |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.19] [Tankarana]
quille de navire |
Ohatra |
4 Botry io eo fa ho vita, trako fa manonga, raha iaby, fa vita iaby reo fa te-hanjotso, ka ri'anakitsika raiky avao. [2.150] |
Teny iditra (2/2) | 5 trako |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [2.245#91] karazana dihin' ny Ntaolo [Bezanozano]
|
Ohatra |
8 Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245] |
Fivaditsoratra | 9 atrok, kotra, trako, troka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |