|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  trambo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  perfidie, malheur, conséquence funeste [1.3#739]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)5  trambo
Sokajin-teny  6  anarana
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  8  Karazam-bibikely maro tongotra misy poizina ny kaikiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  le cent-pieds [1.3#739]
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny trambo io

Fivaditsoratra  12  trambo, tromba

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/23