Teny iditra | tranainy | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy vao fa taloha, efa ela: Trano tranainy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Old, out of date [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Vieux; âgé, ancien; démodé [1.8] | |
Archaïque [1.13] | ||
Ohatra | Efa ela natao moa ilay trano ka efa tranainy tokoa.
[2.472] | |
Fivaditsoratra | arintany, ranitina, tranainy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |