Teny iditra | 1 trangam-bato |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] vato mihanjaka vokatry ny fikaohan-tany na tektônika |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] affleurement d'une roche ou d'une couche |
Voambolana |
5 Haibolantany |
Singan-teny | 6 tranga, vato |
Tovy hevitra | 7 trangatoa |
Fivaditsoratra | 8 tangatrambo, trangam-bato |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |