Teny iditra | 1 tranoambo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
(traño ambo) trano kely misy tongony efatra, avoavo, fitahirizam-bary akotry 4 [1.1] Trano avo misy tongony, fitehirizana vary; trano kely misy tongony avo, izay atao fasiam-bary ny ambony 5 [1.13] trano fitahirizana vokatra |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] grenier, grange, silo |
Singan-teny | 7 trano, ambo |
Tovy hevitra | 8 trahambo, rina |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny tranoambo io |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 11 naombotra, rombotana, tamborona, tranoambo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |