|
|
|
|

Teny iditra1  tranoambo
Singan-teny  2  trano, ambo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tanala] (traño ambo) trano kely misy tongony efatra, avoavo, fitahirizam-bary akotry
5  [1.1] Trano avo misy tongony, fitehirizana vary; trano kely misy tongony avo, izay atao fasiam-bary ny ambony
6  [1.13] trano fitahirizana vokatra
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.13] grenier, grange, silo
Tovy hevitra  8  trahambo, rina
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny tranoambo io
Sary 
10 

Fivaditsoratra  11  naombotra, rombotana, tamborona, tranoambo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01