|
|
|
|

Teny iditra1  trano fito miandalana
Singan-teny  2  trano, fito, miandalana
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (haitoetany)
Fanazavàna teny frantsay  4  nom donné à la rangée des sept caveaux contenant les restes des sept rois de Tananarive depuis Andrianjaka jusqu'à Andrianampoinimerina exclusivement (en réalité, entre ces deux rois, neuf se sont succédés sur le trône de Tananarive, mais deux ont été considérés comme déchus par le peuple, ce sont le 4ème, Razakatsitakatrandriana et le 9ème, Andrianamboatsimarofy). Ces sept caveaux se trouvaient jadis à l'Est de Manjakamiadana, mais, depuis l'occupation française, on les a déplacés et mis à l'est du mausolée contenant les dépouilles des rois depuis Radama I, dans l'ordre suivant de gauche à droite: Andrianjaka, Andriantsitakatrandriana, Andriantsimitoviaminandriandehibe, Andrianamasinavalona, Andrianjakanavalomandimby, Andrianampoinimerina et Andrianavalonibemihisatra. [1.11#139]
Ohatra  5  Ary raha avy kosa izay hodian'ialahy mandry any am-parany, dia ao Antananarivo kosa ialahy, ry Ilahidama, eo avaratry ny trano-fito-miandalana, koa ataovy mifanitsy aminy, koa ataovy ambonimbony [2.654#I.27]
Voambolana  6  Haitoetany: monuments
Tsanganana sy sary iray takila  7  Fitanisana
Sary 
8 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/04