|
|
|
|

Teny iditra1  tranomaizina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Trano itanana an' ireo voaheloky ny fitsarana noho ny heloka bevava vitany; fonja
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a prison
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] prison
Ohatra  6  [2.324] Rehefa nanaiky izy roa lahy, dia noravana ny olona, ka nampidirina tany an-tranomaizina izy telo mianaka.
7  [2.472] Nitsoaka ny mpiambina ny tranomaizina.
Singan-teny  8  trano, maizina
Lahatsoratra  9  Randzavola: tranomaizina ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07