|
|
|
|

Teny iditra1  tranompokonolona
Singan-teny  2  trano, fokonolona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a town hall
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] salle de fêtes d'une ville
Ohatra  6  Nafana ny rivotra niainana tao amin' ny tranompokonolona. [2.472#]
7  Dia tonga ny mpitsidika ny fambolena ary noraisina tao an-tranompokonolona. [2.332#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23