|
|
|
|

Teny iditra1  trano tsiotsiory
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  trano, tsiotsiory
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] trano nisy rindrina izay natao tamin' ny rantsan-kazo madinika na ampanga, ary notemerina tain' omby ny tao anatiny mba hitana hafanana tsara

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29