|
|
|
|

Teny iditra1  tranovorona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana ilazana ny vatam-paty nohaingoina eo ambony lampihazo rehefa anaovana fombam-pivavahana any am-piangonana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] un cercueil, une bière, un catafalque
Ohatra  5  [2.48] Ary ny mpanjaitra rehetra nangonina nanjaitra tranovorona.
Singan-teny  6  trano, vorona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07