Teny iditra tra-tehaka (tratra, tehaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy azo eo am-panaovana ratsy na eo am-pangalarana mihitsy
¶ Azo an-tanana, azo olan-tanana, tratra am-body omby [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31