|
|
|
|

Teny iditra1  tratra antso
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona mety ho takatry ny antso atao
enti-milaza koa ny efa voaheloka ho faty, nefa nahazo famindram-po ka tsy novonoina indray
Singan-teny  4  tratra, antso

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07