Teny iditra tratra aorina (tratra, aorina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy diso fotoana, tsy tonga ara-potoana [Rajemisa 1985]
Ohatra 
1Ny olona rehetra tonga tamin'ny andro nahatongavan' ny tafika avy any Betafo, ary izay tratra aoriana indrindra iny ampitson' iny, ka izy kosa vao izao no tonga [Rajohanesa: Kintana]
2Very fotoana nifandimby nanao ny asam-Bazaha ry zareo, ka tratra aoriana mihitsy ny nanaovany ny azy [Andraina: Mitaraina]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31