Teny iditra | 1 tratra aorina |
Singan-teny | 2 tratra, aoriana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 diso fotoana, tsy tonga ara-potoana [1.1] |
Ohatra |
5 Ny olona rehetra tonga tamin'ny andro nahatongavan' ny tafika avy any Betafo, ary izay tratra aoriana indrindra iny ampitson' iny, ka izy kosa vao izao no tonga [2.324] 6 Very fotoana nifandimby nanao ny asam-Bazaha ry zareo, ka tratra aoriana mihitsy ny nanaovany ny azy [2.472] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |