Teny iditra | 1 tratrarina |
Fototeny | 2 tratra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atao izay hahatongavana eo amin' izay enjehina: Tratraro irỳ olona mihazakazaka irỳ Takarina: Tratraro kely irỳ sary mihantona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be overtaken; to be attained |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on attrape, qu'on atteint |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny tratrarina io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |