Teny iditra trea
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] Enti-milaza karazan-tandrok' omby misabaka tanteraka ka mitovy fandry somary mahitsy lava amin' ny ila sofina roa [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby

Teny iditra trea
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] tezaka, salelaka [Rakotosaona 1972]

2010/05/06