Teny iditra (1/3) | 1 trema |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ngeza, lehibe, indrindra eo amin' ny harena |
Ohatra |
4 Ny antitra trema, ny sidin-jatovo Niseho avokoa, Kanefa ny vola sy ny endrika kanto Tsy nanana hery; [1.245#] 5 Betsaka ireo tanora no nanarabiraby azy ho adala, satria tsy mba manao tahaka ny zanaky ny trema rehetra izy. [2.285#] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 7 tréma
![]() |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.66.mg#936, 1.5] tendroroa 10 [1.13] tendrokambana |
Isam-pirenena |
11 [3.1] ¨ ä ë ï ö ü |
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Mari-tsoratra |
Teny iditra (3/3) | 13 Trema
![]() |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Voambolana |
15 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa |
Anaram-javamaniry ara-paritra |
|
Fivaditsoratra | 19 etram, trema |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |