Teny iditra treotreoka (treoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny tendabe [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay le gosier, la gorge [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra treoka

Teny iditra treotreoka (treoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo migoboka feno fandrahonana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay paroles de colère, de menace [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra treoka
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/04/05