Teny iditra | tretraka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny nofo mikiraviravy eo ambany tendan' ny akoholahy: Tretrak'akoholahy [1.1] | |
[Tsimihety] Faritra hatreo amin' ny tenda ka hatreo amin' ny tratra; tratramborona [1.1] | ||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tretraka io | |
Fivaditsoratra | traktera, tretraka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |