Teny iditra | 1 tretraka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny nofo mikiraviravy eo ambany tendan' ny akoholahy: Tretrak'akoholahy 4 [1.1] [Tsimihety] Faritra hatreo amin' ny tenda ka hatreo amin' ny tratra; tratramborona |
Voambolana |
5 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny tretraka io |
Fivaditsoratra | 7 traktera, tretraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |