Teny iditra | tretrika | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sambatra dia sambatra, finaritra sy mandry feizay, tapi-paniriana [1.1] | ||||||
Ohatra | Tretrika ery ireo sasany tonga talohan' ny maro ka nahazo ny dabilio hazo sy ny gonin' ovy hitsotsoran' ny lamosiny.
[2.470] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | tretraky, tretrika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |