Teny iditra tringa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandringana, fandehanana mitongilana fa fohy ny tongotra ilany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de clocher, de boiter; comme kotringa mais moins usité [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kotringa [fampiasa kokoa noho tringa]

2014/10/18