Teny iditra | tringa | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandringana, fandehanana mitongilana fa fohy ny tongotra ilany [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de clocher, de boiter; comme kotringa mais moins usité [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | kotringa [fampiasa kokoa noho tringa] | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |