Teny iditra | troaka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fandrenesana maharary eo amin' ny takiba mahatonga ho sempotra tsy avy miaina, tevika [Rajemisa 1985] | |||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | troaka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Feo re avy amin' ny tongotra miala avy ao anaty fotaka [Rajemisa 1985] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |