Teny iditra (1/2) | 1 troaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandrenesana maharary eo amin' ny takiba mahatonga ho sempotra tsy avy miaina, tevika [1.1] |
Voambolana |
4 Fahasalamana |
Teny iditra (2/2) | 5 troaka |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 Feo re avy amin' ny tongotra miala avy ao anaty fotaka [1.1] |
Fivaditsoratra | 8 akotra, atroka, katrao, katroa, okatra, rotaka, takaro, taroka, toraka, traoka, troaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |