Teny iditra | 1 trondro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazana hazandrano somary fisapisaka, ny tenany rakotra kira masaisay ary manam-pitaovana ahafahany mihetsika ao anaty rano: vombony iray ao an-damosiny, fivoy milaha-droa eo ambany tratrany sy ambany kibony, fivoy iray indray ao am-poto-kibony, ary ny rambony, izay mikapoka miankavia sy miankavanana rehefa mitsoriaka izy; misy karazany roa ny trondro: ny trondron-dranomamy sy ny trondron-dranomasina; manatody ny trondro amin' ny fararano, izay foy amin' ny voalohandohan' ny ririnina. Anisan' ny tsara sy matsiro ny trondro; laokandrano, laoka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a goldfish acclimated in Madagascar |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] poisson |
Ohatra |
6 Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka. [2.470] 7 Be rano misy trondro eny manodidina rehetra eny. [2.472] |
Voambolana |
8 Haibiby: trondro |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny trondro io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |