Teny iditra | trosaina (trosa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vidina ka tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro:
Tsy mba trosaiko ny ahy ny entana vidiko Samborina: Be loatra ny vola notrosain' io vehivavy io ha tsy voaveriny intsony [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny trosaina io | ||||||||
Fivaditsoratra | anatsiro, anatsory, asatrony, asitrano, atrosina, isantaro, itrosana, itsorana, rañaotsy, ranitsoa, sanatrio, sinaotra, soritana, torin' asa, trosaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |