|
|
|
|

Teny iditra1  trosaina
Fototeny  2  trosa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vidina ka tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy mba trosaiko ny ahy ny entana vidiko
Samborina: Be loatra ny vola notrosain' io vehivavy io ha tsy voaveriny intsony
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny trosaina io

Fivaditsoratra  10  anatsiro, anatsory, arotsany, asatrony, asitrano, atrosina, isantaro, isoratan, itrosana, itsorana, nasoitra, natsoria, nisaotra, nisorata, notsarai, rañaotsy, ranitsoa, ratsinao, sanatrio, satrinao, sinaotra, soratany, soritana, torin' asa, trosaina, tsaroany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21