|
|
|
|

Teny iditra1  trosinina
Fototeny  2  trosina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atositosika ka manjary miforiporitra: Notrosinin' ny zanakao ny tsihinay ka potika
Iambezoana: Notrosininy teo izy ka tsy naharitra fa nanome
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#746] Qu’on pousse, qu’on fait tomber: Aza trosininareo ny tsihy (Ne poussez pas la natte)
figuré: qu’on demande, à qui l’on demande
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  antsoriny, itrosinan, natrosiny, nisoritan, nitrosany, nitrosina, nitsorany, noratsiny, nosatriny, nosinitra, nositrani, sinatrony, trosinina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20