| Teny iditra | 1 trotraka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vizana fatratra; sasatra mafy; torovana
4 Jereo valaka [1.1] |
| Ohatra |
5 Raha vizan-dahasa izahay taloha, trotraka tanteraka izahay teo.
[2.472#28]
|
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 katratro, 13 kotratra, trotraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|