|
|
|
|

Teny iditra1  trotraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vizana fatratra; sasatra mafy; torovana
Jereo valaka
Ohatra  4  Raha vizan-dahasa izahay taloha, trotraka tanteraka izahay teo. [2.472]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny trotraka io

Fivaditsoratra  13  katratro, kotratra, tratrako, trotraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02