Teny iditra | 1 trotroina |
Fototeny | 2 trotro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fihinina amin' ny sandry ka ankinina amin' ny tratra: Trotroy io zaza io fa efa vizan' ny mandry |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 itrotroan, nitrotroa, trotroina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |