Teny iditra | tsahatra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiatoana, fijanonana; fifaranan-javatra ka tsy misy tohiny intsony [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Halte, arrêt, pause, suspension Terme de commandement: Halte! Assez! [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | hatsatra, tsahatra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |