|
|
|
|

Teny iditra1  tsaitsaim-bary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny vary' mby eo amin' ny ambaratonga faharoa amin' ny fitotoana azy, izany hoe efa nototoina fanindroany ary mbola hototoina indray mandeha farany vao tena ho fotsy tsara (jer. Aivoka, Fotsy)
Voambolana  4  Toe-karena: hanina
Fototeny  5  tsaitsaika, vary
Tovy hevitra  6  tsaitsainy

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28