Teny iditra tsakalava (tsaka, lava)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taisaka] ngeza, goavana [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] très grand [Deschamps 1936]
Teny mitovy hevitra tsakabe

2009/02/23