Teny iditra tsakitsaky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (taloha) Enti-milaza ny vary nomena an' ireo "velona", izany hoe ireo afaka soa aman-tsara tamin' ny fampinomana na fampisotroana tangena
¶ (ankehitriny) -1) Sombin-kanina kely indraim-bava hanin' ireo mpisotro zava-pisotro mahery. -2) Sakafo fanampiny, haninkanina [Rajemisa 1985]

Teny iditra tsakitsaky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] katsaka [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] ampemba [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2013/07/26