|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsakitsaky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (taloha) Enti-milaza ny vary nomena an' ireo "velona", izany hoe ireo afaka soa aman-tsara tamin' ny fampinomana na fampisotroana tangena
(ankehitriny) -1) Sombin-kanina kely indraim-bava hanin' ireo mpisotro zava-pisotro mahery. -2) Sakafo fanampiny, haninkanina

Teny iditra (2/2)4  tsakitsaky
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Tambahoaka] katsaka
7  [1.78] [Tanosy] ampemba
Voambolana  8  Haizavamaniry: ahitra

Fivaditsoratra  9  kitsakitsa, tsakitsaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21