Teny iditra (1/2) | 1 tsakoahina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fikainkon' ny hendratrendrany mampisaraka ny tratra sy ny kibo tainpoka ka mahatonga feo hafahafa vokatry ny rivotra mandalo eo amin' ny vavalalan-drivotra: Saiky matetika vokatry ny hatsiaka no mahatonga ny tsakoahina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 hoquet [1.3] |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Teny iditra (2/2) | 6 tsakoahina |
Sokajin-teny | 7 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Voan' ny tsakoahina: Tsakoahina Ibalita kely [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 qui a le hoquet [1.3] |
Voambolana |
10 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21 |