|
|
|
|

Teny iditra tsakoaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo re raha misy zavatra lehibe mianjera ao anaty rano, na raha sintonina hiala avy ao anaty fotaka ny tongotra [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31