Teny iditra | 1 tsakoaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feo re raha misy zavatra lehibe mianjera ao anaty rano, na raha sintonina hiala avy ao anaty fotaka ny tongotra |
Voambolana |
4 Feo |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 6 akatsako, katsaoka, katsoaka, tsakoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |