Teny iditra tsanta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kiram-piangonana fanao amin' ny salamo, izay somary lavareny, fa amin' ny vaninteny roa na telo alohan' ny farany vao misy fiangolana
Hira malahelohelo: "Ao ny tsantan' ny andro taloha / sy ny hiran' ny fahazazako / no milevina ka tsy mifoha / na miverina mba hitondra ako". (J.J. Rabearivelo) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31