Teny
Anarana
Eva
Fitenim-paritra
Voambolana
Sokajin-teny
Fototeny
Sampanteny
Ohabolana
Haianarantany
Rakibolana
Fitsipi-pitenenana
Lahatsoratra
Fafana sy Tsanganana
Sary
Bibliôgrafia
Habaka
Pejy fandraisana
Mpiara-miasa
Fanontaniana
Fiovàna
|
|
|
|
Teny iditra
tsapahana
(
tsapaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy
Idirana:
Notsapahan' ny mpanao be hariva ny sahanay
¶ Trobarana:
Notsapahany lefompohy ny tratran' ilay niady taminy
[
Rajemisa 1985
]
Endriteny
Ny ankehitriny
Ny lasa
Ny hoavy
Filaza mandidy
tsapahana
tsapahako
tsapahanao
tsapahany
tsapahantsika
tsapahanay
tsapahanareo
tsapahan'
tsapahan-
tsapaham-
tsapaha-
notsapahana
notsapahako
notsapahanao
notsapahany
notsapahantsika
notsapahanay
notsapahanareo
notsapahan'
notsapahan-
notsapaham-
notsapaha-
hotsapahana
hotsapahako
hotsapahanao
hotsapahany
hotsapahantsika
hotsapahanay
hotsapahanareo
hotsapahan'
hotsapahan-
hotsapaham-
hotsapaha-
tsapaho
2010/05/14