Teny iditra tsapitika (pitika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Kely madinika
¶ Mandringa kely somary mitongilana rehefa mandeha fa tsy ampy halavana ny tongotra ilany. [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra tsapika
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/05/28