Teny iditra | 1 tsatsaingona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanembantsembanana olona miteny na fahamaikana hilaza alohan' ny rehetra ka mbola miteny ny hafa dia misosoka miteny koa. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#755] action de se mêler des affaires d’autrui, de couper la parole à quelqu'un |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 10 tsatsaingoka |
Mpanahaka | 11 tsaraingona |
Fivaditsoratra | 12 atsatsaingon, natsatsaingo, tsatsaingona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |