Teny iditra tsatsatsatsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny fipitripitriky ny menaka mifangaro amin' ny rano ao anaty lapoaly; anambarana koa ny fitenenana haingana ataon' ny olona vavana toa miteniteny foana. [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31